Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy

𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬, 𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔
𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-08 𝙢𝙖𝙧𝙩𝙨𝙖 2026 – “𝘝𝘦𝘩𝘪𝘷𝘢𝘷𝘺 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘭𝘦𝘰 𝘵𝘦𝘯𝘢, 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰, 𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘭𝘢𝘮𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘦𝘯𝘵𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗) 𝘯𝘢𝘯𝘬𝘢𝘭𝘢𝘻𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘰 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘻𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘝𝘦𝘩𝘪𝘷𝘢𝘷𝘺 2026.
Singa iray lehibe manana ny anjara toerany eo amin’ny fampandrosoana ny firenena, ny fiaraha-monina, ny toeram-piasana ary ny manodidina azy ny Vehivavy.
Nandray anjara mavitrika tamin’ny diabe izay namaranana ny herinandro fankalazana ny 08 Martsa ireo vehivavy teto anivon’ny MIDSP izay notronin’i Ramatoa vadin’ny Minisitra RASOARAHONA Andriniaina.
