24 febroary 2026 | Frantsa
Fihaonan’ny Filohan’ny Fanavaozana RANDRIANIRINA Michael tamin’ny mpandraharaha tsy miankina malagasy sy frantsay, izay nahitana ny Filohan’ny Vondron’nhy Mpandraharaha eto Madagasikara (GEM) sy ny Filohan’ny MEDEF International, ny Minisitra Delege misahana ny Frankôfônia, ny Fiaraha-miasa Iraisampirenena sy ireo Frantsay any ivelany, Ramatoa Eléonore Caroit.
