Rivo-doza Gezani, Voin-kava mahatratra

Nirodorodo tany Toamasina ny Delegasion’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy miankina notarihan’ny Minisitra RASOARAHONA Andriniaina nizara ireo tolo-tanana avy amin’ny sehatra tsy miankina. Toy izao ny fizarana ireo tolo-tanana avy amin’ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara (SIM) sy ny Vondron’ny orinasa afaka haba sy mpiara-miasa (GEFP).

Vous aimerez aussi...