Rivo-doza Gezani, Fihaonana tamin’ireo mpandraharaha ifotony

𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 20 𝙛𝙚𝙗𝙧𝙤𝙖𝙧𝙮 2026 – Nihaino ny fitarainana sy ny soso-kevitra naroson’ireo mpandraharaha tany an-toerana ihany koa ny Minisitra RASOARAHONA Andriniaina (MIDSP).
Manodidina ny fanampiana sy ny fanarenana ny dinika natao.
