Rivo-doza Fytia

Vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Fytia, ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina, izay tarihin’Atoa RASOARAHONA Andriniaina, dia miray fo sy mankahery an’ireo mpiray Tanindrazana rehetra niharam-boina.

Vous aimerez aussi...